
MPTDN – FAMBOLEN-KAZO 2020: “Madagasikara rakotra ala no tanjona”
Ny zoma 14 febroary lasa teo dia nanatanteraka ny anjara Fambolen-kazo ho an’ity taona 2020 ny Ministeran’ny Paositra, ny fifandraisan-davitra ary ny haitao ara-kajy mirindra.

MPTDN – Fihaonana tamin’ireo mpisehatra eo amin’ny lafiny nomerika eto madagasikara
Tonga teto amin’ ny Ministeran’ ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra ary ny haitao ara-kajy mirindra, solotenan’ny GOTICOM (Groupement des Opérateurs des Technologies de l’Information et

MPTDN – Premières rencontres avec les opérateurs en télécommunications à Madagascar
A la demande des opérateurs des Télécommunications à Madagascar, Le Ministre des Postes, des Télécommunications et du Développement Numérique, Monsieur Andriamanohisoa RAMAHERIJAONA les a reçu

Fananganan-tsaina volana febroary – MPTDN-ARTEC- PAOSITRA MALAGASY – Hiaraka hiasa sy hifampizara mba ho fampandrosoana ny Ministera sy ny Firenena
Notanterahana androany 03 febroary 2020 ny Fananganan-tsaina voalohany niarahan’ny Ministra RAMAHERIJAONA Andriamanohisoa sy ireo mpiara-miasa eto amin’ny Ministeran’ny Paositra sy ny fifandraisan-davitra sy ny fambiroboroboana

Fifamindram-pitantanana MPTDN: Fitohizan- draharaha ary ny fiaraha-miasa no hahatratrarana ny tanjona Fampandrosoana ny Firenena sy tombontsoan’ny vahoaka
Tontosa androany 31 janoary 2020 ny fifamindram-pitantanana teo amin’Andriamatoa Christian RAMAROLAHY, Minisitra teo aloha, sy Andriamatoa Andriamanohisoa RAMAHERIJAONA, Minisitry ny Paositra sy Fifandraisan-davitra sy ny

Andriamatoa RAMAHERIJAONA Andriamanohisoa, minisitra vaovaon’ny MPTDN
Araka ny Didim-panjakana laharana faha 2020-70 avy amin’ny Fiadidina ny Repoblikan’i Madagasikara dia voatendry ho Minisitry ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra ary ny fampiroboroboana ny

MPTDN – FIZARANA HO FANOMBOHANA NY TAONA ANATIN’NY FAHOMBIAZANA
Nanatanteraka asa sosialy maro isan-karazany ny « Club des volontaires » eto anivon’ny Ministeran’ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra ary ny Fampiroboroboarana ny haitao ara-kajy Mirindra

HO RAKOTRA ALA TOKOA I MADAGASIKARA: hazo 60 tapitrisa no ho volena eraky Madagasikara
Nanamarihana ny fisokafan’ny fotoana fambolen-kazo 2020 manerana ny Nosy, ny andron’ny 19 Janoary 2020. Ho an’ Antananarivo manokana dia teny amin’ny Fokontany Firarazana – Distrika

MANOMANA NY HO AVY ISIKA
Nandritra ny fananganan-tsaina voalohany ho an’ity taona 2020 ity no nanatanterahan’ny mpiasa sy ny tompon’andraikitra teto amin’ny Ministeran’ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra ary ny haitao
MPTDN
Adresse Direction Centrale
Place Philibert TSIRANANA Antaninarenina
ANTANANARIVO 101 – MADAGASCAR 261
Direction Antsiranana
29 Rue Francois de Mahy
ANTSIRANANA 201 – MADAGASCAR 261
Direction Fianarantsoa
Immeuble POSTES AMPASIMBAZAHA
FIANARANTSOA
FIANARANTSOA 301 – MADAGASCAR 261
Direction Mahajanga
Hotel des Postes, Mahajanga be
MAHAJANGA 401 – MADAGASCAR 261
Direction Toamasina
Avenue de l’Indépendance, Ambodimanaga
Toamasina 501 – MADAGASCAR 261
Direction Toliara
Bureau Boulevard Monja Jaona Tsimenatse
Tulear 601– MADAGASCAR 261
+261 34 16 102 59
dircom@mptdn.gov.mg

