Noho ny fangatahan’ny be sy ny maro dia tsy hisy ny lalana tapaka noho
ilay «Carnaval» ataon’ny Paositra Malagasy eto Antananarivo amin’ny
Alarobia 09 oktobra 2019, na dia efa nahazoana alalana avy tamin’ny
Kaominina sy ny Prefektiora aza izany.
Misaotra tompoko.