Tongasoa eto Madagasikara ny Papa Fransoa

Tongasoa eto Madagasikara ny Papa Fransoa

Nigadona androany 06 septambra tolakandro teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny Papa Fransoa.
Amin’ny maha filohan’ny fiangonana Katolika azy ary filoham-panjakana azy dia ho maro ireo fihaonana ho tanterahiny miaraka amin’ny mpitondra fanjakana, masoivoho ary fiarahamonim-pirenena. Hisy ihany koa ny lamesa lehibe eny Soamandrakizay.
Hirariana ny hizoran’izao fotoana lehibe ho an’ny firenena sy ny mpino katolika izao anaty filaminana sy ny fifanajana.
Araho an-tsary ary ny fitsenana azy.

Close Menu