FAMPITAMBAOVAO MAHAKASIKA NY FITSIPAHAN’NY MINISTERA NY FAMAROTANA IREO TANY MISORATRA AMINY// TANIM-PANJAKANA

Ny Ministeran’ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra ary ny Fampivoarana ny Haitao ara-kajy Mirindra dia mampahafantatra ny besinimaro fa manohitra ny fivarotana ny tany antsoina hoe ” ANKASITRAHANA ” TN°74.434-A, eo Ivandry, izay amidin’ny toeram-pivarotana trano sy tany iray eo amin’ny tranokalam-pifandraisana amin’ny famantarana ” Terrain à vendre à Ankorondrano REF 4124″.
Ny Ministera dia tsy tompon’andraikitra manoloana izay olona manaiky hividy io tany izay voafaritra fa anisan’ny fananany io.]

Omaly, 11 Martsa 2019, nanao fidinana ifotony teny amin’nyARTEC ny Ministra Ramarolahy Christian sy ireo mpiara-miasa aminy , nampahafantatra ireo zava-misy sy fepetra ho raisina mahakasika ny famarotana ireo tanin’ny MPTDN .

“Tsy maintsy miverina amin’ny vahoaka ny taniny”, hoy ny Minisitry ny MPTDN omaly.

Close Menu