Passation de service du Ministère des Postes des Télécommunications et du Développement Numérique

Passation de service du Ministère des Postes des Télécommunications et du Développement Numérique

” Miandry vokatra avy aty amiko ny filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina, ho fampandrosoana ny firenena ;misy fe-potoana napetrany hanatratrarana izany. Mila ny fanampiana avy aminareo mpiara-miasa aho ahazoantsika manatratra ireo tanjona faritan’ny velirano natao tamin’ny vahoaka. Hiasa isika, ho an’ny vahoaka, hampandroso ny firenena”.
Hoy ny Ministry ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra ary ny Fampivoarana ny Haitao ara-kajy Mirindra vaovao, RAMAROLAHY Christian nandritra ny fifamindram-pahefana teo aminy sy ny Ministra teo aloha Jean de Dieu MAHARANTE.

Androany, teto Antaninarenina no nanatontosana ny fifamindram-pahefana.


“Sortir Madagascar de la pauvreté , c’est la principale mission que le président Andry Nirina Rajoelina m’a confié en me nommant Ministre des Postes des Télécommunications et du Développement Numérique. Ensemble, nous allons apporter notre part pour la réalisation des #velirano, en faveur du développement du pays.”, a affirmé le Ministre des Postes des Télécommunications et du Développement Numérique RAMAROLAHY Christian, ce jour lors de la passation de service entre lui et le ministre sortant, Jean de Dieu MAHARANTE.

Close Menu