Minisitry ny MPTDN – Nizara CVO tamin’ireo mpiara-miasa aminy

Minisitry ny MPTDN – Nizara CVO tamin’ireo mpiara-miasa aminy

“𝘼𝙡𝙚𝙤 𝙢𝙞𝙨𝙤𝙧𝙤𝙠𝙖 𝙩𝙤𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙢𝙞𝙩𝙨𝙖𝙗𝙤, miaro tena sahady isika mba tsy hidiran-tsika amin’ny fiakaran’ny fiparitahan’ny tsimokaretina COVID-19” hoy ny Minisitry ny MPTDN ,RAMAHERIJAONA ANDRIAMANOHISOA , tamin’ireo mpiara-miasa aminy. Nizara CVO ho an’ireo mpiara-miasa aminy rehetra ny Ministra androany ary namafisiny ny tokony hanajana hatrany ireo « gestes barrières » sy ny fisotroana CVO mba hiarovan’ny tsirairay ny tenany sy ireo manodidina azy .

Close Menu