COVID-19: MANOME TANANA NY FANJAKANA IREO MPISEHATRA ATO AMIN’NY NOMERIKA SY FIFANDRAISAN-DAVITRA

COVID-19: MANOME TANANA NY FANJAKANA IREO MPISEHATRA ATO AMIN’NY NOMERIKA SY FIFANDRAISAN-DAVITRA

Fahavalo iraisana ny CORONAVIRUS. Ireo mpisehatra rehetra ato amin’ny tontolon’ny fifandraisandavitra sy ny nomerika dia maneho fiaraha-mientana amin’ny fitondram-panjakana hiatrehana ny ady amin’ny COVID-19. Isan’izany Téléperformance.

Taorian’I WEBHELP, CONECTEO, INTELCIA, COMDATA, ORANGE, dia nanolo-tanana ny fitondram-panjakana, amin’ny alalan’ny MPTDN ihany koa i Téléperformance.


COVID-19 – LES ACTEURS DU SECTEUR NUMERIQUE ACCOMPAGNENT L’ÉTAT MALAGASY

Les acteurs du secteur numérique participent à l’élan de solidarité pour la lutte contre la COVID-19 en offrant des services gratuits.

Après ORANGE, CONNCECTEO ainsi qu’INTELCIA, WEBHELP et COMDATA, Téléperfomance rejoignent la solidarité du secteur numérique dans la lutte contre le COVID-19

.

Close Menu