
1️⃣Rehefa niara-nandinika ny fitondrana niaraka tamin’ny mpitsabo dia tohizana ny fihibohana mandritry 15 andro.
2️⃣Fepetra hoan’i Madagasikara:
👉 Mikatona ny toeram-pianarana, Fiangonana, toerana famoriambahoaka, toerana filanonana rehetra hatramin’ny 19 aprily,
👉 Mihatra hatrany ny “couvre-feux” amin’ny 8 ora alina hatr@ 5 ora maraina;
👉 Afaka mody ireo izay any @ faritra kanefa monina eto an-drenivohitra na ireo monina any @ faritra kanefa tavela eto an-drenivohitra ny 7 hatr@ 9 aprily no ahafahana manao izany, @ 5 ora maraina hatr@ 11 atoandro no fankanesana eny amin’ny tobim-piantsonana;
3️⃣Fepetra manokana hoan’ny faritra analamanga, matsiatra ambony, atsinanana:
👉 fitaterana: tsy miasa ny taxibrousse , tsy miasa ny fiara fitaterambahoaka, ny taxi,
👉 Mijanona ao an-trano avokoa ny rehetra,
4️⃣Hanakaiky ny vahoaka kokoa ny paikady:
👉 tsy maintsy manao tampimbava avokoa izay mivoaka ny trano,
👉 ampitomboina ny toerana fanasana tanana,
👉 apetraka eo anivon’ny fokontany ny rafim-pitantanana “LOHARANO” hiady amin’ny Coronavirus .
(Sary:Présidence de la République de Madagascar
Source :Misaina Rlb)