Andriamatoa RAMAHERIJAONA Andriamanohisoa, minisitra vaovaon’ny MPTDN

Andriamatoa RAMAHERIJAONA Andriamanohisoa, minisitra vaovaon’ny MPTDN

Araka ny Didim-panjakana laharana faha 2020-70 avy amin’ny Fiadidina ny Repoblikan’i Madagasikara dia voatendry ho Minisitry ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra ary ny fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra Andriamatoa RAMAHERIJAONA Andriamanohisoa.

Close Menu