Paositra Malagasy – 09 oktobra 2019: Nitokana birao vaovao tetsy Vassacoss

Paositra Malagasy – 09 oktobra 2019: Nitokana birao vaovao tetsy Vassacoss

Ao anatin’ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny Paositra dia notokanana androany 09 oktobra 2019 ny biraon’ny Paositra etsy Vassacoss. 
Tonga nanatrika izany fotoana izany Atoa Clément RAKOLOLAHY, Talen’ny Kabinatran’ny Ministeran’ny Paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, Atoa Elire RABEMANANJARA, Filohan’ny filankevi-pitantanana ao amin’ny Paositra Malagasy, Atoa Richard RANARISON, Tale jeneralin’ny Paositra Malagasy ary ireo Tale isan-tsokajiny eto amin’ny Ministera sy ny Paositra Malagasy.

Close Menu