COVID-19: FAMINTINANA NY KABARIN’NY FILOHAM-PIRENENA Andry Nirina Rajoelina. 05|04|2020
1️⃣Rehefa niara-nandinika ny fitondrana niaraka tamin'ny mpitsabo dia tohizana ny fihibohana mandritry 15 andro. 2️⃣Fepetra hoan'i Madagasikara: 👉 Mikatona ny toeram-pianarana, Fiangonana, toerana famoriambahoaka, toerana filanonana rehetra hatramin'ny 19 aprily,…