MPTDN – Clubs des Volontaires mizara hafaliana

Toy ny fanao isan-taona dia nahatsiaro sy nitsinjo ireo zaza kamboty sy tsy misy mpiahy ireo mpilatsaka an-tsitrapo na ny club des Volontaires eto anivon’ny Ministeran’ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra…

DINIKA NOSY MALAGASY

Tonga teny amin'ny CCI Ivato nanatrika ny lanonam-panokafana ny fakan-kevitra nasionaly momba ireo nosy Malagasy ao amin'ny ranomasimbe indiana ny Minisitry ny Paositra, ny Fifandraisan-davitra ary ny Haitao ara-kajy mirindra,…

PaositraMONEY partenaire du MCB TOUR CHAMPIONSHIP

Le Ministère des Postes, des Télécommunications et du développement Numérique, à travers PaositraMONEY, sera présent au MCB TOUR CHAMPIONSHIP en tant que partenaire. Une occasion pour mettre en avant la…

25 ans de patriotisme numérique

Dans le cadre de la célébration des 25 ans de l’internet à Madagascar et les 25 ans du registre ccTLD.mg (domaine internet géographique de 1 er niveau), l’ISOC (Internet Society)…

ASIEF ANTSIRANANA OKTOBRA 2019

Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny sabotsy 12 oktobra 2019 ny ASIEF 2019 tany Antsiranana, fifaninana ara-panatanjahantena andraisan'ny Ministera rehetra anjara. Tsy diso anjara tamin'izany ny MPTDN. Lanonana natrehin'ny Minisitry ny…

VAOVAOM-PARITRA

Noho ny firongatry ny "SQUATTER", izay efa tonga hatrany amin’ny varavaran’ny mpiasan’ny Minisitera, dia nanantanteraka Asa TAGNAMARO teny amin’ny « La corniche » sy « Onjam-peo » ny DIRPTDN Mahajanga,…

AKON’NY FANKALAZANA NY ANDRO MANERAN-TANY NY PAOSITRA

Nanamarika ny andron’ny faha 9 oktobra avokoa na ny teto andrenivohitra na ireo biraom-paritry ny Ministeran’ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra ary ny Fampiroboroboana ny Haitao ara-Kajy Mirindra manerana ny Nosy.…

Close Menu