DISTRIKAN’NY BEROROHA : TONGA AO AN-TOERANA NY INTERNET

"𝑻𝒔𝒚 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒊𝒏𝒕𝒔𝒐𝒏𝒚 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒇𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒕𝒐𝒌𝒐𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒅𝒊𝒏𝒐 𝒉𝒐𝒚 𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒍𝒐𝒉𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒚 𝑵𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂 𝑹𝑨𝑱𝑶𝑬𝑳𝑰𝑵𝑨. " Ho antsika eto Beroroha, tafapetraka eto amin’ny Paositra Malagasy ny connexion internet. Sambany izao, ary…

Minisitry ny MPTDN – Nizara CVO tamin’ireo mpiara-miasa aminy

"𝘼𝙡𝙚𝙤 𝙢𝙞𝙨𝙤𝙧𝙤𝙠𝙖 𝙩𝙤𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙢𝙞𝙩𝙨𝙖𝙗𝙤, miaro tena sahady isika mba tsy hidiran-tsika amin’ny fiakaran’ny fiparitahan’ny tsimokaretina COVID-19" hoy ny Minisitry ny MPTDN ,RAMAHERIJAONA ANDRIAMANOHISOA , tamin'ireo mpiara-miasa aminy. Nizara CVO…

ANTSIRANANA : TAFAPETRAKA IREO TETIK’ASA MANODIDINA NY FAMPANDROSOANA AMIN’NY ALALAN’NY NOMERIKA

« 𝙏𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙛𝙖𝙧𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙙𝙞𝙣𝙤ina 𝙣𝙖 𝙖𝙩𝙖𝙤 𝙖𝙣𝙠𝙞𝙡𝙖𝙗𝙖𝙤 𝙞𝙣𝙩𝙨𝙤𝙣𝙮, 𝙢𝙞𝙩𝙤𝙫𝙮 𝙖𝙧𝙮 𝙢𝙞𝙖𝙧𝙖𝙠𝙖 𝙢𝙞𝙖𝙞𝙣𝙜𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙢𝙥𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤𝙨𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙚𝙣𝙩𝙞𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙚𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙣𝙤𝙨𝙮 » , 𝙝𝙤𝙮 𝙣𝙮 𝙁𝙞𝙡𝙤𝙝𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙮 𝙉𝙞𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙍𝘼𝙅𝙊𝙀𝙇𝙄𝙉𝘼. Mifanandrify amin’izany,…

Close Menu