MISOKATRA AMIN’IREO LOHARANOM-PAHALALANA REHETRA NY MPTDN HO FAMPANDEHANANA IREO TETIK’ASANY
Misokatra ary miantso ireo loharanon-kevitra sy loharanom-pahalalana rehetra ny Ministeran'ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra ary ny Fampivoarana ny Haitao Ara-kajy Mirindra( MPTDN) eo ampanatanterahana ireo tetik'asa sahaniny. Androany, nifanakalo hevitra…