Filazana momban’ny tany

MPTDN
Ny Sekretera Jeneraly
——–
Lah- 014/2019/MPTDN/SG

FILAZANA

Ny Ministeran’ny Paositra sy ny Fifandraisan-Davitra ary ny Fampivoarana ny Haitao Ara-Kajy Mirindra dia mampahafantatra ny mpiara-miasa sy ny besinimaro fa manohitra ny fivarotana ny tany antsoina hoe “ANKASITRAHANA” TN°74.434-A, eo Ivandry, izay amidin’ny toeram-pivarotana trano sy tany eo amin’ny tranokalam-pifandraisany amin’ny famantarana “ Terrain à vendre à Ankorondrano REF 4124”.

Ny Ministera dia tsy tompon’andraikitra manoloana izay olona manaiky hividy io tany izay voafaritra fa anisan’ny fananany io

Antananarivo , anio 08 Martsa 2019
Le Secrétaire Général
RANESA Firiana Rakotonjanahahary