FANKAHEREZANA NY FIANAKAVIAN’NY STK SY SAMPATI SOAVINANDRIANA ITASY

Le Ministre Neypatraiky André RAKOTOMAMONJY et toute son équipe transmettent leurs sincères condoléances aux familles des victimes de l’accident qui a touché les STK et SAMPATIA de Soavinandriana Itasy. Paix à leurs âmes.

Ny Ministra Neypatraiky André RAKOTOMAMONJY, sy ireo mpiara-miasa aminy rehetra eto amin’ny MPTDN, dia mirary fiononana feno ary miara-ory amin’ny fianakavian’ny STK sy ny SAMPATI avy any Soavinandriana Itasy , noho ny voina nahazo azy ireo.